|
|
|
|

Teny iditra1  konseritra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Hiran-javamaneno isan-karazany atao indray miaraka; indraindray koa anefa tantara an-dampihazo ataon' ny fiangonana protestanta
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a concert; a church-sponsored musical show
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] concert
Voambolana  6  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29