Teny iditra | 1 konsily |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fivoriam-ben' ny eveka sy mpahay teolojia miaraka amin' ny Papa mandinika momba ny foto-pampianaran' ny eglizy (fiv. kat.). Ireto avy ny Konsily lehibe faramparany: ny konsily tany Trente (1545-1563), izay nanoritra ny fihavaozan' ny eglizy romanina ankapobe manoloana ny protestantisma, ny konsily Vatikana I (1870), izay nanapaka fa tsy mety diso ny Papa raha mampianatra momba ny finoana, ary ny konsily Vatikana II (1962-1965), izay nanapaka ny fampianaran' ny eglizy manoloana ny toe-tsaina amam-pandrosoana maoderina |
Ohatra |
4 [2.508#] Tonga koa ny konsily frantsay, Jean Laborde, sy ny konsily anglisy, Pakenham. |
Voambolana |
5 Fivavahana, finoana |
Tsipelina hafa | 6 kaonsily |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |