|
|
|
|

Teny iditra1  kôntinanta
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1][kontinenta] Tany lehibe midadasika voafaritry ny ranomasim-be: Misy dimy ny kontinenta, dia i Afrika, i Amerika, i Aostralia, i Azia ary i Eoropa
4  [1.13] velaran-tany midadasika ohatra: Afrika
5  [1.62] tany lehibe midadasika voafaritry ny ranomasimbe. Misy dimy ny kôntinanta eto amin'izao tontolo izao: Amerika, Eorôpa, Azia, Aostralia ary Afrika.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] continent
Voambolana  7  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  8  tanibe
Teny nalaina  9  Soratra misy io teny kôntinanta io

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31