Teny iditra (1/2) | 1 kopa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [Tsimihety]
Alika be ravin-tsofina mikopakopaka manarona ny masony |
Voambolana |
4 Haibiby: mampinono |
Teny iditra (2/2) | 5 kopa |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.78] [Bara]
dihy tsy misy hira fa amponga ny tehaka fotsiny |
Fivaditsoratra | 8 apok, kapo, kopa, -pako, pako, poka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |