|
|
|
|

Teny iditra1  kopahina
Fototeny  2  kopaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Roahina amin' ny fanetsiketsehana zavatra eo akaiky: Kopahy ny lalitra fa manorisory
Asiana na omena rivotra amin' ny fanetsiketsehana zavatra eo akaiky: Kopahy ny marary fa sempotra / Kopahina ny afo raha tiana hirehitra
Hofokofohina: Kopahin' ny akoho ny laoenona ka manditsoka
Antsoina amin' ny fanofahofana (lamba); hofana: Kopahy lamba izy hanatona atỳ
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  hakapony, hakopany, hokapain, hokinapa, ikapohan, ikopahan, kapohina, kopahina, nahipoka, nihapoka, nihopaka, nikapoha, nikopaha, panahiko

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21