Teny iditra | kopia | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] tanambe [1.78] | |||||||||||||||
Teny iditra | kopia | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Dikan-javatra mitovy vita amin' ny taratasy hafa; dika soratra. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A copy [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Copie [1.3, 1.8] | |||||||||||||||
Ohatra | Nasain' ny mpampianatra nanao kopia izahay kilasy vao manom-boka, dia namonjy an-dry zareo cours moyen izy.
[2.332] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Ny fihaviany | Frantsay: copie. | |||||||||||||||
Tsipelina hafa | kope [1.3#352] | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | Ikopa, kaopy, kapoy, kipao, kipoa, kopay, kopia, pioka, poaky, poika, pokay |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/09 |