|
|
|
|

Teny iditra1  kopiazina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Adika na alain-tahaka mitovy tsara amin' ny taratasy hafa: Kopiazo ireo teny ao amin' ny fonon' ny bokinareo
Fototeny  4  kopia
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  ikopiazan, kopiazina, nikopiaza

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21