|
|
|
|

Teny iditra1  korana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Sihanaka] [koraña] resaka, korankorana, resadresaka
4  [1.1] Resaka falifaly ataon' ny mpiray tampo na ny mpisakaiza: Korana sy hehy no nandaniana ny andro
Fiaraha-mifaly, fiaraha-milalao: Ny any aminay dia feno korana lalandava
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] pleasant conversation
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] causerie joyeuse
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny korana io

Fivaditsoratra  14  akoran, ankora, aronak, karona, korana, nakaro, nakora, narako, naraok, naroak, ranoka, rokàna, ronaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31