Teny iditra koreanina
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Firenena any amin' ny tany saikanosy avaratra atsinanan' i Azia: Betsaka kokoa ny Koreanina atsimo noho ny avaratra
Momba an' i Korea, an' i Korea na avy any Korea: i Seoly no renivohitra koreanina atsimo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Korean [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Coréen, coréenne [3.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: coréen.
Mpanahaka  Korea

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31