Teny iditra koreha
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mora mitomany: Tsy hita koa izay hanaovana itỳ zanakao ity fa zazakely koreha
Mitovy hevitra: fitomany ~ mpiketriketrika [1.1]
Tovy hevitra korehy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31