Teny iditra (1/2) | 1 koretsika |
Fototeny | 2 retsika |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fihetsiketsi-java-mananaina be dia be mihahohaho |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] comme retsika |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 koretsika |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] Feon' ny sahona |
Voambolana |
13 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) 14 Feo |
Fivaditsoratra | 15 kisetroka, koretsika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |