Teny iditra | korisa | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Fisosana, fikisahana midina ka mikororosy fa tsy mivadibadika; fandeha misosa fotsiny nefa tsy mamindra fa misononoka; fibolisarana. [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | a sliding, a rolling [Hallanger 1973] | |||
Fandikana frantsay | action d'avancer en glissant [Hallanger 1974] | |||
Sampanteny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |