Teny iditra | 1 koroana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Borina sofina: Nokoroin' ny olona ny sofin' ilay ondry anila fa nihinana ny ketsany |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#356] Qu’on essorille: Nihinana ny ketsan' olona io ondry io ka nokoroiny ny sofiny anila (Cette brebis broutait un semis de riz et on lui a coupé une oreille) |
Fototeny | 5 koro |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 10 koroina |
Fivaditsoratra | 11 akorano, anorako, aronako, karonao, koroana, naorako, naoroka, naraoko, naroako |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |