|
|
|
|

Teny iditra1  korodorodoina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Asaina migodongodona (ny tongotra): Aza korodorodoina tahaka izany ny tongotra rehefa mandeha
Fototeny  4  korodorodo
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9  korodondrodoina

Fivaditsoratra  10  akorodorodony, korodorodoina, nirodorodoako

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21