Teny iditra | korofotra (rofotra) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Feno hatina na ferifery misy mivotrovotro betsaka amin' ny hoditra [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Couvert d'une éruption cutanée, comme la gale, la vérole [1.3] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |