Teny iditra (1/3) | 1 koroka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Sihanaka]
bibikely manimba fanaka |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.19] [Tankarana]
charançon ; insecte qui détruit les graines, qui s'attaque au bois |
Voambolana |
5 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Tovy hevitra | 6 koroko |
Teny iditra (2/3) | 7 koroka |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.19] [Tankarana]
brigand |
Tovy hevitra | 10 koroko |
Teny iditra (3/3) | 11 koroka |
Sokajin-teny | 12 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.78] [Tambahoaka]
jejo, janga |
Fivaditsoratra | 14 karoko, koroka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |