Teny iditra | koroky | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Bibikely mihinana ny madilo, katsaka, fotsim-bary, voatavo, ets [1.78] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Teny iditra | koroky | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Jiolahy [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20 |