|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  koroky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Bara] bibikely mihinana ny madilo, katsaka, fotsim-bary, voatavo, ets
Voambolana  4  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (2/2)5  koroky
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.78] [Taisaka] jiolahy

Fivaditsoratra  8  koroky, rokiko

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21