Teny iditra korombimby
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Filofosana araka izay azo atao mba hanatontosana izay kendrena ka tsy mijery izay ho havizanana na ho henatra [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Mpanahaka  korombemby

Nohavaozina tamin' ny 2013/02/06