Teny iditra korombina (koromby)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Arovana, alofana: Korombio tsara ireo voa vao nafafiko ireo
¶ Tehirizina, tandremana tsy ho simba: Nokorombiko tsara tao an-trano ireo voa nokendreko hafafy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
korombina
korombiko
korombinao
korombiny
korombintsika
korombinay
korombinareo
korombin'
korombin-
korombim-
korombi-
nokorombina
nokorombiko
nokorombinao
nokorombiny
nokorombintsika
nokorombinay
nokorombinareo
nokorombin'
nokorombin-
nokorombim-
nokorombi-
hokorombina
hokorombiko
hokorombinao
hokorombiny
hokorombintsika
hokorombinay
hokorombinareo
hokorombin'
hokorombin-
hokorombim-
hokorombi-
korombio

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31