Teny iditra | korondendy | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fisafotofotoana tsy misy filaminana, fitenitenenana kitoatota, misafotofoto tsy milamina. Maloto, misotisoty, misolitika, misolitiditika tsy mahadio tena, voretra, mikesonkesona, mifotafota [1.1] | |||
Sampanteny |
| |||
Tovy hevitra | korandendy | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |