Teny iditra koropaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fihetsehana tsy voahevitra noho ny hamaikana na ny hamaimaizana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra korapaka ~ korapapa

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23