|
|
|
|

Teny iditra1  kororohina
Fototeny  2  kororoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Alana bozaka na akofa: Kororohy tsara ny varintsika, Rabozy
Haratsina, fosaina: Nokororohany tao amin' ny fivoriana tao Rakoto
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  hakororony, ikororohan, kororohina, nikororoha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05