Teny iditra | 1 korotsahana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza zavatra na olona ampidinan-javatra: Nokorotsahanay fasika mahamay ilay mpangalatra ka rifatra nandositra |
Fototeny | 4 korotsaka |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 hanatsorako, hosantarako, hosatranako, korotsahana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |