|
|
|
|

Teny iditra1  korotsahana
Fototeny  2  korotsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-milaza zavatra na olona ampidinan-javatra: Nokorotsahanay fasika mahamay ilay mpangalatra ka rifatra nandositra
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  hanatsorako, hosantarako, hosatranako, korotsahana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05