Teny iditra | 1 kosehina |
Fototeny | 2 kosika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Faohina mafy, dilorina: Efa nokosehiko tamin' ny vorodamba ny gorodona fa tsy mety madio Kikisana: Koseho amin' ny antsipika ny ranomainty amin' ny latabatra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be rubbed out, as writing |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on efface en frottant ou en grattant |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny kosehina io |
Fivaditsoratra | 12 hikesona, hikonesa, hikosena, hosaiken, ikosehan, kosehina, nikoseha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |