|
|
|
|

Teny iditra1  kosehina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Faohina mafy, dilorina: Efa nokosehiko tamin' ny vorodamba ny gorodona fa tsy mety madio
Kikisana: Koseho amin' ny antsipika ny ranomainty amin' ny latabatra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be rubbed out, as writing
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] qu'on efface en frottant ou en grattant
Fototeny  6  kosika
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny kosehina io

Fivaditsoratra  12  hikesona, hikonesa, hikosena, hosaiken, ikosehan, kosehina, nikoseha

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21