Teny iditra | 1 kotikotehina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Rovitina sady potipotehina, rotehina: Nahoana no kotikotehinao ny bokiko ? |
Fototeny | 4 kotikotika |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 ikotikotehan, kotikotehina, nikotikoteha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |