|
|
|
|

Teny iditra1  kototany
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  (ny teny hoe tokotany ihany, saingy nisy vadipeo na fifamadiham-baninteny) Ny tany manodidina ny trano: Andeha milalao eny an-kototany amin' izay ny ankizy -- amin' io hevitra io dia mitovy fampiasa tsy misy valaka ny kototany sy ny tokotany, fa amin' ny hevitra ohatra kosa dia ny kototany no fampiasa matetika ka entina hilazana: 1) Ny fitambaran-javatra na vola misy na miasa: Kototanim-barotra, kototanin-karena. 2) Faritra tratra: Kototanim-pahaizana 3) Ambangovangony, fisehoana ankapobeny: Kototanin-tarehy. [1.1]
Tsipelina hafa  4  tokotany
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  7  kototany, tokotany

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/27