Teny iditra | 1 kotrehina |
Fototeny | 2 kotrika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] (atody) Ambombana mba hafana ka ho foy: Atody folo no nokotrehin' Ikalamavo ka telo monja no foy Tazonina, giazana ao an-trano: Kotrehinao ao antrano ny zanakao ka tsy mba mahalala ny fanaon' ny olona |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny kotrehina io |
Fivaditsoratra | 10 haketrony, hanteriko, harentiko, hiketrona, hokinetra, horaketin, ikotrehan, karetohin, kotrehina, natrehiko, nihetrako, nikotreha, noketrahi |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |