Teny iditra | 1 kotrifana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fitiavana sangy maherihery setra; tsy fahapetrahana eo amin' ny toerana iray fa mijilajila, fitrafantrafanana, trifana. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] voir TRIfana |
Fototeny | 5 trifana |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 11 akotrifan, fanotrika, fantariko, fikotrana, fontriaka, kotrifana, nakotrifa, natrifako, nifokatra, nifotraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/28 |
![]() |