|
|
|
|

Teny iditra1  kotsovato
Singan-teny  2  kotso, vato
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] [Sakalava] Karazana kotso saingy matromatroka manopy manja ny volony ary kelikely ny lavany: izany no nanaovana azy hoe "vato" (tsy mitombo); halavany 22 sm (Paretroplus kieneri)
Voambolana  5  Haibiby: trondro
Mpanahaka  6  kotso

Fivaditsoratra  7  kotsovato, tovotsako

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21