|
|
|
|

Teny iditra1  kovalivaly
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  valivaly
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.10] fandeha mafy eo am-pidinana, kodingidingy, kivalambalana na kivalombalona; hazakazaka am-pidinana
5  [1.1] Fandehanana mafy midina, kodingidingy

Fivaditsoratra  6 kovalivaly, 7 kovilavila

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12