|
|
|
|

Teny iditra1  Krismasy
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fety lehibe ho an' ny kristianina, natao ho fahatsiarovana ny nahaterahan' i Kristy, ary naraikitra ho amin' ny faha-25 n' ny volana Desambra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] Christmas
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] la Noël
6  [1.8] Noël
Voambolana  7  Fivavahana, finoana
Tovy hevitra  8  noely
Mpanahaka  9  noely, paka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12