Teny iditra l
Sokajin-teny anarana (simboly)
Famaritana malagasy Tarehintsoratra fahiraika ambin'ny folo ary renisoratra fahavalo amin'ny abidy malagasy. Ny L dia miova ho D amin'ny fanakambanan-teny: hevitra lalina = hevi-dalina. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Onzième lettre et huitième consonne de l'alphabet malgache. [Abinal 1888]
Mpanahaka  abidỳ
Tsanganana sy sary iray takila Ny abidia
Lahatsoratra 
Sary 

Teny iditra L
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy marika romana izay milaza ny isa 50 [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa

2017/07/02