Teny iditra (1/2) | 1 l |
Sokajin-teny | 2 anarana (eva) |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Tarehintsoratra fahiraika ambin'ny folo ary renisoratra fahavalo amin'ny abidy malagasy. Ny L dia miova ho D amin'ny fanakambanan-teny: hevitra lalina = hevi-dalina. [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 Onzième lettre et huitième consonne de l'alphabet malgache. [1.3] |
Tsanganana sy sary iray takila |
5 Ny abidia |
Lahatsoratra |
6 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
Sary |
|
Teny iditra (2/2) | 8 L |
Sokajin-teny | 9 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
10 marika romana izay milaza ny isa 50 [3.1] |
Voambolana |
11 Matematika: rafitrisa |
Tsanganana sy sary iray takila |
12 Ny isa |
Nohavaozina tamin' ny 2020/11/03 |