Teny iditra labatoara
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toerana natao hamonoana ny biby vonoina hohanina, amin' ny fomba ara-dalàna, sy fanamboarana ny henany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Vezo] Abattoir [Poirot & Santio: Vezo (takila A)]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: l' abattoir.

2016/12/31