Teny iditra labiera
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisotro misy alkaola kely vita amin' ny karazam-barimbazaha atao hoe "orge", izay alona hamorivory mba hahatonga ny siramamy ao aminy ho alkaola, dia asiana "houblon" hampangidingidy ny tsirony sy hahamanimanitra ny fofony [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: la bière.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31