|
|
|
|

Teny iditra1  labozia
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Jiro vita amin' ny menak' omby na mena-biby hafa toy ny trozona, na savoka na parafina voaempo izay ampidirina andasitra ary asiana lahiny: Manome hazavana malefaka dia malefaka ny labozia. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a candle [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  chandelle [1.3]
6  bougie [1.13]
Ohatra  7  labozia iray no mirehitra ao an-doha fandriany ary tapa-tsigara no fohiny. [2.470]
8  Taty aoriana aho vao nahalala ny solitany sy ny labozỳ. [2.472]
Tsipelina hafa  9  labozỳ
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11