Teny iditra ladinina (ladina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Hodidinina, fadidirana: Ladinin' ny vahy ny hazo any an' ala
Fatorana, akambana: Ladino ireto zozoro ireto hanaovana takelaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ladinina, ladiniko, ladininao, ladininy, ladinintsika, ladininay, ladininareo, ladinin', ladinin-, ladinim-, ladini-
Ny lasa : noladinina, noladiniko, noladininao, noladininy, noladinintsika, noladininay, noladininareo, noladinin', noladinin-, noladinim-, noladini-
Ny hoavy : holadinina, holadiniko, holadininao, holadininy, holadinintsika, holadininay, holadininareo, holadinin', holadinin-, holadinim-, holadini-
Filaza mandidy : ladino
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20