|
|
|
|

Teny iditra1  ladinina
Fototeny  2  ladina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Hodidinina, fadidirana: Ladinin' ny vahy ny hazo any an' ala
Fatorana, akambana: Ladino ireto zozoro ireto hanaovana takelaka
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny ladinina io

Fivaditsoratra  11  dilanina, ladinina, nadilany

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21