Teny iditra lafaoro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitaovana voahodidin' ny afo, izay ametrahana ny hanina tiana ho masaka tsy mivantana eo ambony afo: Atao anaty lafaoro matetika ny akoho atao ladobo
Fantsona natao hivoahan' ny setroka avy amin' ny fatana: Mipololòtra ny setroka avy ao anaty lafaoro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An oven; a chimney [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Four; cheminée [1.8]
Ohatra 
1Mpitatitra kitay hatao anaty lafaoro no asan' I Feno. [2.472]
2setroka mainty mivoaka amin' ny lafaoro mijoalajoala no mandoto ny habakabaka. [2.470]
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: le four.
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30