Teny iditra lafarinina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Totom-barimbazaha. (Ny mangahazo na vary voatoto ho koba dia azo ambara ho lafarinin' ireny zavatra ireny) [1.1]
 Koba vita amin' ny varimbazaha: Rehefa miakatra ny vidin' ny lafarinina dia misondrotra ny vidin' ny mofo dipaina [1.62]
Fanazavàna teny frantsay Farine [1.5]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: la farine.
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31