Teny iditra lafo vidy
Singan-teny lafo ; vidy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tafahoatra amin' ny tokony ho vidiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Coûteux, cher [1.13]
Ohatra Aiza izay volany hanonerany entana lafo vidy ohatra ireo! [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01