|
|
|
|

Teny iditra1  lafo vidy
Singan-teny  2  lafo, vidy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] tafahoatra amin' ny tokony ho vidiny
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] coûteux, cher
Ohatra  6  Aiza izay volany hanonerany entana lafo vidy ohatra ireo! [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07