Teny iditra (1/2) | 1 lafy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Tava: Misy lafy enina ny kodiakely 4 Ila, sakany, indrany: Refeso ny lafin' io trano io? 5 Toerana amin' ny ilan' ny renirano na lakandrano, na hady na lohasaha iray: Erỳ an-dafin' ny lohasaha izahay no mipetraka [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 a side, a face; an aspect of something [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 côté, face [1.3#368, 1.8] 8 longueur, largeur, profondeur ou épaisseur, côtés des polygones, surfaces des polyèdres ; les divers points cardinaux d un pays, d’une ville, d’une montagne, d’un champ ; les deux versants d’une vallée ; ce qui est séparé par une plaine, par un fossé, par une rivière, par un lac, par la mer 9 figuré: une branche de la parenté, comme du côté du père, du côté de la mère [1.3#368] 10 un aspect de quelque chose [1.8] |
Ohatra |
11 Enin-dafy ny kodia kely (Les dés ont six faces) [1.3#368] 12 Any an-dafy atsimon’ ny lohasaha no itoerany (Il reste du côté sud de la vallée) [1.3#368] 13 Ny lafin' ny kianja andrefana kely sakana kokoa noho ny ao atsinanana (Le côté ouest de la place est moins large que celui de l'est) [1.3#368] 14 Refeso io lafin-trano io hahitana ny halavany sy ny hahavony (Mesurez ce côté de la maison our voir quelle en est la longueur et la hauteur) [1.3#368] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Teny iditra (2/2) | 24 lafy |
Sokajin-teny | 25 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
26 Fividianana zavatra mitamba-be mba hamidy antsinjarany. [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
27 action d'acheter en gros des objets qu'on doit revendre en détail [1.3] |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 33 Faly, faly, lafy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20 |