|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lafy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tava: Misy lafy enina ny kodiakely
Ila, sakany, indrany: Refeso ny lafin' io trano io?
Toerana amin' ny ilan' ny renirano na lakandrano, na hady na lohasaha iray: Erỳ an-dafin' ny lohasaha izahay no mipetraka
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a side, a face; an aspect of something
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#368, 1.8] côté, face
6  [1.3#368] longueur, largeur, profondeur ou épaisseur, côtés des polygones, surfaces des polyèdres ; les divers points cardinaux d un pays, d’une ville, d’une montagne, d’un champ ; les deux versants d’une vallée ; ce qui est séparé par une plaine, par un fossé, par une rivière, par un lac, par la mer
figuré: une branche de la parenté, comme du côté du père, du côté de la mère
7  [1.8] un aspect de quelque chose
Ohatra  8  Enin-dafy ny kodia kely (Les dés ont six faces) [1.3#368]
9  Any an-dafy atsimon’ ny lohasaha no itoerany (Il reste du côté sud de la vallée) [1.3#368]
10  Ny lafin' ny kianja andrefana kely sakana kokoa noho ny ao atsinanana (Le côté ouest de la place est moins large que celui de l'est) [1.3#368]
11  Refeso io lafin-trano io hahitana ny halavany sy ny hahavony (Mesurez ce côté de la maison our voir quelle en est la longueur et la hauteur) [1.3#368]
Sampanteny 
12  Tambinteny :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 

Teny iditra (2/2)31  lafy
Sokajin-teny  32  anarana
Fanazavàna teny malagasy  33  [1.1] Fividianana zavatra mitamba-be mba hamidy antsinjarany.
Fanazavàna teny frantsay  34  [1.3] action d'acheter en gros des objets qu'on doit revendre en détail
Sampanteny 
35  Matoantenin' ny mpanao :
36  Matoantenin' ny iharana :
37  Matoantenin' ny fameno :
38  Anarana :
39  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  40  fali, Faly, faly, fila, lafy

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08