Teny iditra | laha- | ||
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe lahatra | ||
Teny iditra | laha | ||
Sokajin-teny | mpampitohy | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Taisaka, Tanala] Raha [1.78] | ||
[Betsileo] raha [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Used in the provinces for raha [1.2] | ||
Kamban-teny |
| ||
Teny iditra | laha | ||
Sokajin-teny | tambinteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] Na dia... aza [1.78] | ||
Fivaditsoratra | hala, laha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/11 |