Teny iditra laharam-pehintany (lahatra, fehy, tany)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy faribolana mirazotra amin'ny fehibe ary refesina amin'ny degré [SLP 1986]
Fandikana frantsay latitude, parallèle [SLP 1986]
Voambolana 
Mpanahaka  lavam-pehintany ~ refim-pehintany

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31