|
|
|
|

Teny iditra1  lahasaina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Asaina, karakaraina: Ity tany sombiny kely ity ihany no holahasainareo anio
Fototeny  4  lahasa
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  hanasalia, isahalana, lahasaina, sahalaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21